AHOA
(Ahòa), Ahohy (Ahòhy), Ahohita (Ahohìta).
Taranak’i Benjamina avy tamin’i Bela. (1Ta 8:1-4) Mety ho izy ihany ilay Ahia ao amin’ny 1 Tantara 8:7. Mpiady kalazalahy tao amin’ny tafik’i Davida ny Ahohita sasany taranak’i Ahoa.—2Sa 23:9, 28; 1Ta 11:12, 29; 27:4.