FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Amzy”
  • Amzy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Amzy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Etana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hilkia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hasabia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kosaia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Amzy”

AMZY

(Amzỳ) [fanafohezana ny hoe Amazia, izay midika hoe “Mahery i Jehovah”].

1. Levita anisan’ny fianakaviamben’i Merary. Izy no razamben’ilay Etana notendren’i Davida ho mpihira tao an-tranon’i Jehovah.​—1Ta 6:31, 44-47.

2. Mpisorona zanak’i Zakaria. Izy no razamben’ilay Adaia nonina tany Jerosalema sy nanompo tao amin’ny tempoly, tamin’ny andron’i Nehemia.​—Ne 11:12.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara