FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Etana”
  • Etana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Etana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jedotona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ezrahita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kosaia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hemana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Etana”

ETANA

(Etàna) [Mikoriana Foana; Tondraka].

1. Iray amin’ireo lehilahy efatra tena nanam-pahendrena, saingy mbola hendry kokoa noho izy i Solomona. (1Mp 4:31) Mety ho io Etana io no nanoratra ny Salamo faha-89. Milaza mantsy ny soratra mampiditra an’io toko io hoe i Etana Ezrahita no nanoratra azy io. Milaza ny 1 Tantara 2:6 fa zanakalahin’i Zera avy amin’ny fokon’i Joda i Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara. Mety ho ireo ihany àry ireo lehilahy resahin’ny Mpanjaka Voalohany. Voalaza fa rain’i Azaria i Etana.​—1Ta 2:8; jereo EZRAHITA.

2. Rain’i Adaia sady zanak’i Zima Levita anisan’ny fianakaviamben’i Gersoma.​—1Ta 6:41-43.

3. Levita tao amin’ny fianakaviamben’i Merary, ary zanakalahin’i Kisy (1Ta 6:44) na Kosaia. (1Ta 15:17) Mpihira sy mpampaneno kipantsona i Etana. (1Ta 15:19) Mpinamana akaiky izy sy Hemana, ka nisy nilaza fa izy ihany ilay Jedotona notendren’i Davida hanompo tao amin’ny tranolay masina tany Gibeona, fa novana ho Jedotona ny anarany taorian’ny nanendrena azy. (Ampitahao ny 1Ta 15:17, 19 sy 1Ta 16:39-41 ary 25:1.)​—Jereo JEDOTONA No. 1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara