FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Arkita”
  • Arkita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arkita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sinita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sabteka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kanana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Arkita”

ARKITA

(Arkìta).

1. Taranak’i Hama avy tamin’i Kanana, ary iray tamin’ireo fianakaviana 70 taorian’ny Safodrano. (Ge 10:17; 1Ta 1:15) Nanorim-ponenana tany amin’ny morontsirak’i Mediterane, any andrefan’ny Tandavan-tendrombohitra Libanona, izy ireo.

2. Mety ho olona anisan’ny foko kananita tsy fantatra mazava. Azo inoana kokoa anefa hoe fianakaviana na fianakaviambe iray be mpahalala tany Atarota, any atsimoandrefan’i Betela, ny Arkita. (Js 16:2) ʽEin ʽArik no anaran’ny tanàna iray any andrefan’i Betela, ka misy milaza fa avy amin’io anarana io ny hoe Arkita, na io ihany no porofo fa tena nisy izy ireo. Arkita i Hosay, mpanolo-tsain’i Davida, izay tsy nivadika taminy.​—1Ta 27:33; jereo HOSAY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara