FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Arobota”
  • Arobota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arobota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Haseda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hefera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Soko
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Dotana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Arobota”

AROBOTA

(Arobòta) [Varavarankely].

Tanàna nitantanana raharaham-panjakana. Niandraikitra azy io ny lehibem-paritra iray tamin’ireo 12 notendren’i Solomona Mpanjaka hamatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany. Tany Arobota ny zanak’i Haseda no niasa ary niandraikitra an’i Soko sy Hefera. (1Mp 4:7, 10) Misy milaza an’i Arobota ho i ʽArraba ankehitriny, any akaikin’i Dotana ary tokotokony ho 14 km any avaratr’i Samaria, izany hoe tao amin’ny faritanin’i Manase.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara