FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Azora”
  • Azora

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Azora
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jazania
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hanania
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mesezabela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Pelatia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Azora”

AZORA

(Azòra).

[1-3: Ilay Manampy]

1. Rain’ilay mpaminany sandoka atao hoe Hanania avy any Gibeona.​—Je 28:1.

2. Rain’i Jazania, ilay “andrianan’ny vahoaka” sady anisan’ireo 25 lahy ‘nitetika hanisy ratsy sy nanolo-kevi-dratsy hahavoa’ an’i Jerosalema, araka ny fahitana azon’i Ezekiela.​—Ezk 11:1, 2.

3. Anisan’ireo “lohandohany teo amin’ny vahoaka”, ary ny taranany, na izy mihitsy, no nanisy tombo-kase an’ilay “fianianana” nataon’i Nehemia.​—Ne 10:1, 14, 17; 9:38.

4. [avy amin’ny teny heb., ary midika hoe “Ilay Manampy”]. Razamben’i Josefa ray nitaiza an’i Jesosy, ary velona taorian’ny sesitany.​—Mt 1:13, 14, 16.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara