FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Pelatia”
  • Pelatia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pelatia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Benaia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Piltahy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Azora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Famantarana Ilay Karazana Iraka Tsara
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Pelatia”

PELATIA

(Pelatìa) [Nanafaka i Jehovah].

1. Iray tamin’ireo lohandohany efatra teo amin’ny taranak’i Simeona, izay nifehy 500 lahy, ka nankany amin’ny Tendrombohitra Seira mba hamely an’ireo sisa afa-nandositra tamin’ny Amalekita, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.​—1Ta 4:41-43.

2. Zanakalahin’i Benaia, sady andrianan’ny Israely, izay hitan’i Ezekiela tao amin’ny fahitana. ‘Nitetika hanisy ratsy sy nanolo-kevi-dratsy’ mba hahavoa an’i Jerosalema i Pelatia sy Jazania. Maty i Pelatia, tamin’i Ezekiela naminany ny loza hanjo ny vahoakan’Israely.​—Ezk 11:1-13.

3. Taranak’i Davida tatỳ aoriana be, ary zafikelin’i Zerobabela. (1Ta 3:19-21) Mety ho izy ihany ilay Pelatia No. 4.

4. Lohan’ny fianakaviambe, izay anisan’ireo nanisy tombo-kase an’ilay fianianana hoe tsy hanambady vehivavy hafa firenena.​—Ne 9:38; 10:1, 14, 22; jereo No. 3.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara