FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Baleta-bera”
  • Baleta-bera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Baleta-bera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Atsimo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ramota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Negeba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Rama, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Baleta-bera”

BALETA-BERA

(Balèta-bèra) [Tompovavin’ny Lavadrano].

Tanànan’ny fokon’i Simeona tafiditra tao anatin’ny faritanin’ny fokon’i Joda. (Js 19:1, 8) Antsoina koa hoe “Rama any atsimo” (na any Negeba) izy io, na “Bala” fotsiny ao amin’ny 1 Tantara 4:33, ary mety ho izy ihany ilay “Ramota any atsimo” resahin’ny 1 Samoela 30:27. Tokony ho tany atsimon’i Beri-sheba, izany hoe tany Negeba no nisy azy io, araka ireo andininy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara