FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Ramota”
  • Ramota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ramota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Rameta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Baleta-bera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jarmota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ramota-gileada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Ramota”

RAMOTA

(Ramôta) [mety hidika hoe Toerana Avo; avy amin’ny fototeny midika hoe “miakatra”].

1. Tanànan’ny Levita tao amin’ny faritanin’i Isakara. (1Ta 6:71-73) Toa izy io ihany no Rameta sy Jarmota (No. 2). (Js 19:17, 21; 21:27-29) Misy mihevitra an’i Ramota ho i Kokab el-Hava (Kokav ha-Yarden), eo amin’ny lembalemba tokotokony ho 10 km any avaratr’i Beti-sana.

2. Ilay “Ramota any atsimo” resahin’ny 1 Samoela 30:27. Toa izy ihany ilay “Baleta-bera, izany hoe Rama any atsimo” resahin’ny Josoa 19:8. Toa tany Negeba no nisy azy io.​—Jereo RAMA, II No. 2.

3. Tanàna tany Gileada, tany atsinanan’ny Reniranon’i Jordana. (Js 20:8) Lasa nantsoina hoe Ramota-gileada izy io tatỳ aoriana.​—Jereo RAMOTA-GILEADA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara