BALA-HANANA
(Bàla-hanàna) [Niantra i Bala; Tsara Fanahy i Bala].
1. Zanakalahin’i Akbora. Izy no fahafito tamin’ireo mpanjaka valo nitondra tany Edoma, “talohan’ny nisian’ny mpanjaka teo amin’ny zanak’Israely.”—Ge 36:31, 38, 39; 1Ta 1:49, 50.
2. Gaderita notendren’i Davida hiandraikitra “ny sahan’oliva sy ny aviavidia naniry tany Sefela.”—1Ta 27:28, 31.