GADERITA (Gaderìta) [An’i Gadera]. Teny ilazana ny fiavian’i Bala-hanana (1Ta 27:28), izay azo inoana fa avy any Gadera No. 1 (Js 12:13) na No. 2.—Js 15:36.