FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Bala-tamara”
  • Bala-tamara

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Bala-tamara
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Benjamita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gibea
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Miafina mba Hanafika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Benjamina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Bala-tamara”

BALA-TAMARA

(Bàla-tamàra) [Tompon’ny Hazo Palmie].

Toerana tany akaikin’i Gibea. Tao ny lehilahy israelita no nilahatra hanafika ny fokon’i Benjamina, noho ny fametavetana nataon’izy ireo. Nilahatra tao Bala-tamara ny lehilahy sasany, fa ny hafa kosa niafina mba hanafika ny Benjamita. Namoizana ain’olona maro ilay ady. (Mpts 19:25-28; 20:33) Tsy fantatra ny toerana nisy an’i Bala-tamara.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara