FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sodina Misy Kitapon-drivotra”
  • Sodina Misy Kitapon-drivotra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sodina Misy Kitapon-drivotra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kitapo Fitondran’ny Mpiandry Ondry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Antrendry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kitapo, Gony
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gony, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sodina Misy Kitapon-drivotra”

SODINA MISY KITAPON-DRIVOTRA

Resahin’ny Daniela 3:5, 10, 15 izy io, ary avy amin’ny hoe sompônyah (aram.), izay nadika hoe “farara” (Kat., DIEM), “symponia” (Prot., JM), nefa koa hoe “sodina misy kitapon-drivotra”, araka ny Baiboly maoderina sy ny Lexicon in Veteris Testamenti Libros.​—Nataon’i Koehler sy Baumgartner, Leyde, 1958, p. 1103.

Angamba hoatran’ny sodina misy kitapon-drivotra tsotra fampiasan’ny Tatsinanana ankehitriny ilay sompônyah. Mihidy ilay kitapo, izay hoditr’osy tsy misy tongony na rambony na lohany saingy mbola misy volony matetika. Misy fantsona fampidiran-drivotra sy sodina bararata ary sodina vita amin’ny tendrona tandrok’omby ilay izy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara