BAVAY (Bavày). Levita anisan’ny nanorina indray ny mandan’i Jerosalema tamin’ny andron’i Nehemia. Avy any amin’ny faritanin’i Keila izy, ary zanak’i Henadada sady mety ho rahalahin’i Binoy.—Ne 3:18, 24.