FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Berota”
  • Berota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Berota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Kona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zoba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sibraima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hadadezera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Berota”

BEROTA

(Beròta), Berotahy (Berotàhy) [Lavadrano].

Toerana voaresaka ao amin’ny fahitana azon’i Ezekiela momba ny anjara tany lovan’ny Israely. Voalaza ao fa eo amin’ny sisin-tany avaratra, teo anelanelan’i Hamata sy Sibraima no nisy an’i Berota. (Ezk 47:16) Toa izy io ihany no ilay Berotahy resahin’ny 2 Samoela 8:8, tanànan’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba. Tany Berotahy i Davida no naka “varahina be dia be.” Andininy mifanitsy amin’io ny 1 Tantara 18:8, ary Kona no ao fa tsy Berotahy. Maro no milaza an’i Berota (na Berotahy) ho i Britel (Bereitan), tokotokony ho 10 km any atsimoandrefan’i Balabeka any amin’ilay lohasaha antsoina hoe Bekaʽ, eo anelanelan’ny Tandavan-tendrombohitra Libanona sy ny Tandavan-tendrombohitra Amana (Anti-Liban ankehitriny).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara