FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kane”
  • Kane

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kane
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Foibem-barotra Fahiny i Harana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Harana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Edena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kalne
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kane”

KANE

(Kanè).

Toerana voatonona miaraka amin’i Harana sy Edena, izay nifanao raharaham-barotra tamin’i Tyro fahiny. (Ezk 27:23) Tany amin’ny faritra avaratr’i Mezopotamia, teny antenatenan-dalana raha manaraka ny moron’ny Reniranon’i Eofrata, no mety ho nisy azy io, satria nampiarahina tamin’i Harana sy Edena izy io. Misy manam-pahaizana mihevitra fa fanafohezana ny hoe Kalne ny hoe Kane.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara