KARKASA
(Karkàsa).
Iray amin’ireo tandapa fito nirahin’i Ahasoerosy Mpanjaka haka an’i Vasty vadiny. Tsy nety anefa i Vasty.—Es 1:10-12; jereo TANDAPA.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.