KESALONA
(Kesalòna) [(Eo Amin’ny) Andilana [izany hoe tehezana]].
Tanàna notononina niaraka tamin’ny Tendrombohitra Jearima, ary namantarana ny ilany avaratra tamin’ny sisin-tanin’i Joda. (Js 15:10) Maro no milaza azy io ho i Kesla (Kesalona), tokotokony ho 17 km any andrefan’i Jerosalema.