KISLONA (Kislôna) [mety hidika hoe Tsisy Saina]. Benjamita velona tamin’ny andron’i Mosesy, ary i Elidada zanany lahy no anisan’ireo nanampy rehefa nozaraina ho lovan’ny Israely ny Tany Nampanantenaina.—No 34:17, 21.