ELIDADA
(Elidàda) [Ny Andriamanitro dia Nitia].
Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Benjamina sady zanakalahin’i Kislona. Nasain’i Jehovah notendrena hizara ny Tany Nampanantenaina tamin’ny Israelita izy.—No 34:17, 18, 21, 29.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.