DARKONA
(Darkòna).
Razamben’ireo anisan’ny “taranaky ny mpanompon’i Solomona”, izay niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona.—Ezr 2:1, 2, 55, 56; Ne 7:6, 7, 57, 58.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.