FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Difata”
  • Difata

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Difata
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Rifata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Rodanima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Daleta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Resa, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Difata”

DIFATA

(Difàta).

Taranak’i Noa avy tamin’i Jafeta sy Gomera. Antsoina hoe Rifata izy ao amin’ny Vulgate latinina sy ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo, ary ny sora-tanana hebreo 30 eo ho eo, ary koa ao amin’ny Genesisy 10:3. (1Ta 1:4-6) “Difata” kosa no hita ao amin’ny 1 Tantara 1:6, ao amin’ny soratra nataon’ny Masoreta. Mety ho fahadisoan’ny mpanao dika soratra no nahatonga izany. Mitovy be mantsy ny litera hebreo mifanitsy amin’ny “R” (ר) sy ny “D” (ד).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara