FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Elizora”
  • Elizora

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Elizora
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Sedeora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Eliasafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Robena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpiadidy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Elizora”

ELIZORA

(Elizòra) [Ny Andriamanitro dia Vatolampy].

Zanakalahin’i Sedeora avy amin’ny fokon’i Robena, ary anisan’ireo mpiadidy 12 nanampy an’i Mosesy sy Arona hanisa ny zanak’Israely. (No 1:1-3, 5, 17; 2:10; 10:18) Niara-nitondra fanatitra tamin’ireo mpiadidy hafa izy, rehefa voatsangana ny tranolay masina. Nitondra ny fanatiny manokana koa izy tamin’ny andro fahefatra rehefa notokanana ny alitara.​—No 7:1, 2, 10, 30-35.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara