SEDEORA (Sedeòra) [mety hidika hoe Fahazavan’ilay Mahery Indrindra]. Lehilahy avy amin’ny fokon’i Robena, sady rain’i Elizora. Notendren’i Jehovah ho mpiadidy teo amin’ny fokon’i Robena tany an-tany efitra i Elizora.—No 1:5; 2:10; 7:30, 35; 10:18.