FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Efaha, I”
  • Efaha, I

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Efaha, I
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Omera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Seha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Homera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Efaha, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Efaha, I”

EFAHA, I

(efàha).

Fatran’ny zavatra maina impolon’ny omera (Ek 16:36), na ampahafolon’ny homera. Bata iray (fatran’ny ranon-javatra) na 22 L ny efaha iray. (Ezk 45:11) Ilazan’ny Baiboly fatrana lafarinina (Le 5:11), vary orza (Rt 2:17), voam-bary natono (1Sa 17:17), ary varimbazaha (Ezk 45:13) ny “efaha.” Antsoina hoe “efaha” koa ny famarana efaha. (Le 19:36; Am 8:5) Nisy sarony firamainty boribory ny efaha famarana iray, ary nisy vehivavy atao hoe “Faharatsiana” tao anatiny.​—Za 5:6-11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara