ERY (Èry) [Ilay Nifoha; Ilay Niarina], Erita (Erìta). Iray amin’ireo zanakalahin’i Gada, ary ny anarany no voatonona fahadimy. Razamben’ny Erita izy.—Ge 46:16; No 26:16.