FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hemana”
  • Hemana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hemana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Ezrahita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Etana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kalkola
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Maloty
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hemana”

HEMANA

(Hemàna).

1. Iray amin’ireo lehilahy efatra tena nanam-pahendrena, saingy mbola hendry kokoa noho izy i Solomona Mpanjaka. Voalaza fa “zanak’i Mahola” i Hemana sy Kalkola ary Darda. Misy mihevitra fa fikambanan’ny mpandihy na mpitendry zavamaneno no tiana holazaina amin’izany. (1Mp 4:31) Milaza ny 1 Tantara 2:3-6 fa taranak’i Joda avy tamin’i Zera i Hemana. “Ezrahita” no iantsoan’ny teny mampiditra ny Salamo faha-88 azy, ary toa fomba hafa anoratana ny hoe “Zerita” izany.​—Jereo EZRAHITA.

2. Zanakalahin’i Joela ary zafikelin’i Samoela mpaminany, izay anisan’ny fianakaviamben’i Kehatita. Levita mpihira sy mpampaneno kipantsona izy tamin’ny andro nanjakan’i Davida sy Solomona. (1Ta 6:33; 15:17-19; 2Ta 5:11, 12) Niteraka 14 lahy sy 3 vavy izy. Nitarika ny fianakaviany izy rehefa nihira tao an-tranon’i Jehovah izy ireo. Teo ambany fifehezan’ny mpanjaka anefa izy sy Asafa ary Jedotona.​—1Ta 25:1, 4-6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara