GADERATITA
(Gaderatìta) [An’i Gadera].
Teny ilazana an’i Jozabada, miaramila benjamita, izay sady kavanana no kavia. Niaraka tamin’i Davida i Jozabada. Mety ho avy any Gadera, ao amin’ny faritanin’i Benjamina, i Jozabada matoa nantsoina hoe Gaderatita.—1Ta 12:1-4; jereo GADERA No. 3.