FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Ge-harasima”
  • Ge-harasima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ge-harasima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Joaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ono
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mijanòna eo ‘Amin’ilay Lohasaha eo Anelanelan’ny Tendrombohitra’
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Lohasaha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Ge-harasima”

GE-HARASIMA

(Ge-harasìma) [Lohasahan’ny Mpanao Asa Tanana].

Anarana niantsoana lohasaha iray noho ireo mpanao asa tanana nonina tao. (1Ta 4:14) I Joaba no ‘rain’ny’ mponina tao Ge-harasima na nanorina ny tanàna tao. Azo inoana anefa hoe tsy ilay Joaba tamin’ny andron’i Davida izy io. Nisy Benjamita nonina tao Ge-harasima, taorian’ny sesitany tany Babylona. (Ne 11:31, 35) Misy mpahay jeografia milaza azy io ho ny Lohasaha Falehan-driaka esh-Shellal, izay lohasaha lehibe eo atsimoatsinanana kelin’i Tel Aviv-Yafo. Misy indray milaza azy io ho i Sarafand el-Karab, izay any atsimoandrefan’ny Lohasaha Falehan-driaka esh-Shellal.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara