FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Andriamanitry ny Vintana, Andriamanitry ny Lahatra”
  • Andriamanitry ny Vintana, Andriamanitry ny Lahatra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andriamanitry ny Vintana, Andriamanitry ny Lahatra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Vintana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Miravoravoa Mandrakizay, Satria Mahary Izany Aho”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
  • Mety hitarika amin’ny loza ny finoanoampoana
    Vaovao Tsara Hahatonga Anao ho Sambatra
  • Mety Hisy ve ny Tena Fiarovana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Andriamanitry ny Vintana, Andriamanitry ny Lahatra”

ANDRIAMANITRY NY VINTANA, ANDRIAMANITRY NY LAHATRA

Nivavaka tamin’ny “andriamanitry ny Vintana” (heb.: gad) sy “ny andriamanitry ny Lahatra” (heb.: meni) ny Jiosy nivadi-pinoana tamin’ny andron’i Isaia. Namelatra latabatra nisy sakafo sy zava-pisotro ho an’ireo andriamanitra ireo izy ireny. Nilaza àry i Jehovah fa hovonoina amin’ny sabatra izy ireny.​—Is 65:11, 12.

Nanomana sakafo sy zava-pisotro ho an’ireo andriamaniny matetika ny Asyrianina sy Babylonianina. Nanao voady tamin’ilay “Tompon’ny Vintana” ny mponin’i Harana, ary nanantena fa hanaiky an’ilay voady izy io. Hoy ilay manam-pahaizana atao hoe Jérôme momba ny Isaia 65:11: “Fanaon’ny mpanompo sampy tany amin’ny tanàna rehetra, indrindra fa tany Ejipta sy Aleksandria, ny namelatra latabatra feno sakafo isan-karazany sy kaopy nisy divay mamy tamin’ny andro faran’ilay volana namarana ny taonan’izy ireo. Amin’izay, hono, ho tsara vintana izy ireo ka ho be ny vokatra avy tamin’ny taon-dasa [mety ho avy tamin’ny voa nafafy tamin’izay] na amin’ilay taona ho avy.”​—Corpus Christianorum, Series Latina, Boky Faha-73 A, S. Hieronymi presbyteri opera, Fiz. 1, 2A, Turnhout, Belzika, 1963, p. 754.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara