HABAZINIA
(Habazinìa).
Taranak’i Jonadaba zanak’i Rekaba. Nisy fitsapana nampanaovin’i Jeremia mpaminany ny taranak’i Rekaba, tamin’ny andron’i Joiakima Mpanjaka, ka iray tamin’ireny “i Jazania zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia.”—Je 35:1-6.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.