FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Halaka, Tendrombohitra”
  • Halaka, Tendrombohitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Halaka, Tendrombohitra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Bala-gada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Seira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Nakan’ny Israelita ny Tany Nampanantenaina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • B4 Ny Nakana ny Tany Nampanantenaina
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Halaka, Tendrombohitra”

HALAKA, TENDROMBOHITRA

(Halàka) [Tendrombohitra Malamalama].

Tendrombohitra nametra ny sisiny atsimo azon’ny Israely notafihina tamin’ny Tany Nampanantenaina, tamin’izy ireo notarihin’i Josoa. (Js 11:16, 17; 12:7) Maro no mihevitra an’i Halaka ho i Jebel Halaka (Hara He-Halak), ilay tendrombohitr’i Palestina, izay farany andrefana eo amin’ny lalana mampitohy an’i Beri-sheba sy Araba. Faritra be kijana ny any atsinanan’ilay tandavan-tendrombohitra manomboka eo amin’i Jebel Halaka, fa tany efitra feno fasika kosa ny any andrefana. Lazain’ny Baiboly anefa hoe “miakatra mankany” Seira ny Tendrombohitra Halaka. Raha marina àry ilay voalaza etsy aloha, dia mifanatrika amin’i Seira ny ilan’ilay tendrombohitra avy any atsimoandrefana mankany avaratratsinanana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara