FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hoza-tongotra”
  • Hoza-tongotra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hoza-tongotra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Soavaly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Faran’ny Faharatsiana Rehetra
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • Soavalin-dranomasina Mahay Mandihy
    Mifohaza!—2005
  • Ady, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hoza-tongotra”

HOZA-TONGOTRA

Ny hozatra ambonin’ny fiforetan’ny tongotra aoriana no hoza-tongotry ny biby manan-tongotra efatra. Tsy afa-mandeha ilay biby ka tsy ho azo ampiasaina na entina miady, raha tapahina io hozatra io. Hasomparana no nanapahan’i Simeona sy Levy zanak’i Jakoba ny hoza-tongotry ny omby, toa tamin’izy ireo namaly faty ka namono ny Hivita tao Sekema. (Ge 49:5, 6) Notapahin’ny Israelita koa ny hoza-tongotry ny soavalin’ny fahavalo niady taminy, ary nasain’i Jehovah nanao izany i Josoa, indray mandeha. (Js 11:6, 9; 2Sa 8:3, 4; 1Ta 18:3, 4) Lasa kilemaina àry ireo soavaly ka novonoina, rehefa nopotehina ny kalesin’ady. Izany no fomba tsotra indrindra nampihenana ny isan’ny soavaly tany an’ady. Tsy nalain’ny Israelita mba hampiasainy tany an’ady ny soavalin’ny fahavalony, sao mantsy ireny indray no natokisany hiaro azy fa tsy i Jehovah.​—Ampit. De 17:16; Is 31:1, 3.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara