VY MARANITRA
Fitaovana misy lohany maranitra toy ny an’ny lefona, fandefonana trondro lehibe. Ny Joba 41:7 ihany no miresaka azy io. Voalaza ao fa mafy be ny hoditry ny voaibe (Leviatana) ka tsy voatrobaky ny vy maranitra tsotra.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.