HARSA
(Hàrsa) [mety hidika hoe Marenina; Tsy Miteny].
Lohan’ny fianakaviambe iray anisan’ny Netinima (mpanompo tao amin’ny tempoly ny Netinima). Nisy tamin’ny taranany niaraka tamin’i Zerobabela avy tany Babylona, tamin’ny 537 T.K.—Ezr 2:1, 2, 43, 52; Ne 7:54.