HASEMA
(Hasèma).
Anisan’ny lehilahy maherin’i Davida ireo “zanak’i Hasema Gizonita.” (1Ta 11:26, 34) Lazaina hoe “zanak’i Jasena” kosa izy ireo any amin’ny andininy hafa mitanisa ny anaran’ireo lehilahy maherin’i Davida.—2Sa 23:32.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.