JASENA
(Jasèna) [mety hidika hoe Matory; Resin-tory].
Hita ao amin’ny lisitr’ireo lehilahy maherin’i Davida ny teny hoe “ny zanak’i Jasena.” (2Sa 23:32) Miantso azy hoe Hasema Gizonita kosa ny 1 Tantara 11:34, izay lisitra mifanitsy amin’io.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.