HAZARA-GADA (Hazàra-gàda) [Tokotanin’i (Tanàna Kelin’i) Gada]. Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 27) Tsy fantatra ny toerana nisy azy.