HAZORA-HADATA (Hazòra-hadàta) [mety hidika hoe Ny Tokotany (Tanàna Kely) Vaovao]. Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 25) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy.