FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hazera-hatikona”
  • Hazera-hatikona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hazera-hatikona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hazara-enana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Haorana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fetra Mamaritra Tany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ezekiela, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hazera-hatikona”

HAZERA-HATIKONA

(Hazèra-hatikòna).

Toerana voalaza ao amin’ny fahitan’i Ezekiela. Teo amin’ny sisin-tanin’ny Israely sady teny “akaikin’ny sisin-tanin’i Haorana” no nisy azy. (Ezk 47:13, 16) Tsy misy toerana fantatra amin’io anarana io anefa. Misy mihevitra àry fa nanao diso ny mpanao dika soratra fa tokony ho “Hazara-enana” no eo.​—Ezk 47:16, 17; jereo HAZARA-ENANA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara