FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hogla”
  • Hogla

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hogla
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Zelofada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mahala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Foko
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lova
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hogla”

HOGLA

(Hôglà).

Iray amin’ireo dimy vavy zanak’i Zelofada, ary ny anarany no voatonona fahatelo. Tsy nanan-janakalahy i Zelofada ka nozaraina tamin’izy dimy vavy ny lova raha toa ka nanambady tao amin’ny fokon’i Manase ihany izy ireo. Natao izany “mba hijanonan’ny lovany ao amin’ny fokon’ny fianakavian-drainy ihany” fa tsy ‘hifindra foko.’​—No 36:1-12; 26:33; 27:1-11; Js 17:3, 4.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara