FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Ilyrikiona”
  • Ilyrikiona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ilyrikiona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Dalmatia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Faritany, Faritra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ny Kongregasiona Kristianina Tamin’ny Taonjato Voalohany
    Ny Vavolombelon’i Jehovah—Tafaray mba Hanao ny Sitrapon’Andriamanitra Maneran-tany
  • B13 Ny Nielezan’ny Fivavahana Kristianina
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Ilyrikiona”

ILYRIKIONA

(Ilyrikiòna).

Faritany romanina, teo amin’ny ilany avaratrandrefan’ny Saikinosy Balkanika, teo amin’ny morontsiraky ny Ranomasina Adriatika. Niovaova ny sisin-taniny.

Resin’i Tiberio ny Panonianina sy ny Dalmatianina tamin’ny taona 9. Tamin’izay ny faritanin’i Ilyrikiona no nizara ho roa. Rehefa nandeha ny fotoana, dia lasa faritany roa ireo fizarana ireo, ka Dalmatia no niantsoana an’ilay faritany tany atsimo.

Nilaza ny apostoly Paoly ao amin’ny Romanina 15:19 fa tonga nitory “hatrany Ilyrikiona” izy. Rehefa jerena ny teny grika tany am-boalohany, dia tsy fantatra raha tena nitory tany Ilyrikiona i Paoly, na hoe tonga hatrany amin’ny sisin-tanin’i Ilyrikiona ny fitoriany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara