JIMRA (Jimrà) [Mikomy Izy]. Zanakalahin’i Zofa. Lohan’ny fianakaviambe avy amin’ny rainy izy, sady lohan’ny mpiadidy teo amin’ny fokon’i Asera. Lehilahy nahery fo sy natanjaka koa izy.—1Ta 7:36, 40.