FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zofa”
  • Zofa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zofa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hoda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Harnefera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jimra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Silsa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zofa”

ZOFA

(Zòfa).

1. Mpitarika teo amin’ny fokon’i Asera. Voalaza ny anaran’ireo ‘zanany’ 11 lahy.​—1Ta 7:35-37, 40.

[2, 3: Mety hidika hoe Toho-tantely]

2. Levita Kehatita razamben’i Samoela. (1Sa 1:1; 1Ta 6:33-38) Anarany koa ny hoe Zofay (fomba hafa anoratana ny hoe Zofa).​—1Ta 6:26.

3. “Tany” nitadiavan’i Saoly an’ireo ampondravavin-drainy. Tany ivelan’ny faritanin’i Benjamina no nisy azy io. Tao amin’ny tanàna iray tao amin’ny tanin’i Zofa i Saoly no nihaona voalohany tamin’i Samoela. (1Sa 9:3-6, 15-18) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Zofa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara