JIZRAHIA (Jizrahìa) [Mamirapiratra i Jah]. 1. Anisan’ny taranak’i Isakara avy tamin’i Tola.—1Ta 7:1-5. 2. Mpiandraikitra an’ireo mpihira tamin’ilay fety nankalazana ny nahavitan’ny mandan’i Jerosalema, izay naorin’i Nehemia indray.—Ne 12:42.