FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Refaia”
  • Refaia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Refaia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jisy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Oziela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jerohama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Refaia”

REFAIA

(Refaià) [Nanasitrana i Jah].

1. Zanakalahin’i Tola, ary ny anarany no voatonona faharoa. Lohan’ny fianakaviambe iray tao amin’ny fokon’i Isakara izy.​—1Ta 7:1, 2.

2. Benjamita taranak’i Saoly Mpanjaka sy Jonatana. (1Ta 9:39-43) Antsoina koa hoe Rafa izy ao amin’ny 1 Tantara 8:37.

3. Iray tamin’izy efa-dahy zanak’i Jisy. Toa tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka izy no nitarika Simeonita 500 hiady tamin’ny Amalekita, izay efa nandositra teny an-tendrombohitra Seira. Nalain’izy ireo ny tanin’ireny avy eo.​—1Ta 4:41-43.

4. Taranak’i Davida, ary velona taorian’ny sesitany.​—1Ta 3:5, 9, 10, 21.

5. Olona ambony tao Jerosalema, ary nanampy an’i Nehemia hanorina indray ny mandan’i Jerosalema. Zanakalahin’i Hora izy.​—Ne 3:9.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara