FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jabala”
  • Jabala

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jabala
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Ada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Irada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tobala-kaina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lameka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jabala”

JABALA

(Jabàla).

Taranak’i Kaina, sady zanakalahin’i Lameka sy Ada vadiny voalohany. (Ge 4:17, 19, 20) Milaza ny Baiboly fa i Jabala no “nipoiran’ny olona mipetraka an-tranolay izay manana biby fiompy.” Tsy izy no voalohany lasa mpiandry ondry, satria efa mpiandry ondry talohany i Abela. Azo inoana kosa fa i Jabala no mpiompy voalohany nifindrafindra monina, na izy no tena nisongadina teo amin’io sehatr’asa io. Angamba izy no namorona ny tranolay. Mora entina mantsy ny tranolay raha tsy maintsy mifindra rehefa lany ny vilona eo an-toerana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara