FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jabeza”
  • Jabeza

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jabeza
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Ilay “Mpihaino Vavaka”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Hoatran’ny Ahoana Aho Rehefa Dinihina ny Vavaka Ataoko?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Tiratita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Simeatita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jabeza”

JABEZA

(Jabèza).

1. [avy amin’ny fototeny midika hoe “maharary” na “manaintaina”]. Taranak’i Joda. Nomen-dreniny azy ny anarana hoe Jabeza satria naharary an-dreniny ny niteraka azy. Nahazo voninahitra kokoa noho ny rahalahiny i Jabeza. Nahazo valim-bavaka izy ka notahin’i Jehovah sy narovany.​—1Ta 4:1, 9, 10.

2. Mety ho tanàna iray any Joda, ary naorin’i Jabeza No. 1. Telo ny fianakavian’ny mpitan-tsoratra nonina tany Jabeza. (1Ta 2:55) Tsy tena fantatra ny toerana nisy azy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara