FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Janoary p. 6
  • Hoatran’ny Ahoana Aho Rehefa Dinihina ny Vavaka Ataoko?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hoatran’ny Ahoana Aho Rehefa Dinihina ny Vavaka Ataoko?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Jabeza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ilay “Mpihaino Vavaka”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Tiratita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sokatita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Janoary p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hoatran’ny Ahoana Aho Rehefa Dinihina ny Vavaka Ataoko?

Lehilahy nohajaina i Jabeza (1Ta 4:9)

Hita tamin’ny vavaka nataony hoe sarobidy taminy ny fivavahana marina (1Ta 4:10a; w10 1/10 23 § 3-7)

Novalian’i Jehovah ny vavaka nataon’i Jabeza (1Ta 4:10b)

Anabavy be taona mitalaho mafy amin’i Jehovah. Misy Baiboly sy ny lisitr’ireo rahalahy migadra voaresaka ao amin’ny jw.org eo am-pofoany.

SAINTSAINO IZAO: ‘Hoatran’ny ahoana aho rehefa dinihina ny vavaka ataoko?’ ​—Mt 6:9, 10.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara