JADO (Jàdo) [mety hidika hoe Ho Faly Anie Izy]. Anarana hita ao amin’ny tetirazan’ny fokon’i Gada. Zanak’i Boza izy sady rain’i Jesisay.—1Ta 5:11, 14.